Galatians 6:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fiadanana sy ny famindrampo anie no ho an’izay rehetra mandeha araka ity fitsipika ity sy ho amin’ny Israelin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’izay rehetra hanaraka ity fitsipika ity anie, sy ho an’i Israelin’Andriamanitra koa ny fiadanana amam-pamindram-po!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary fiadanana sy famindrampo avy amin’Andriamanitra no ao amin’izay rehetra hanaraka io fitsipika io, izany hoe ao amin’ilay Israely vahoakan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary izay rehetra mandeha araka ity fitsipika ity, dia ho aminy anie ny fiadanana sy ny famindram-po, ary ho amin'ny Isiraelin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fiadanana sy ny famindrampo anie no ho an’izay rehetra mandeha araka ity fitsipika ity sy ho amin’ny Israelin’Andriamanitra.
malagasy
Ary izay rehetra mandeha araka ity fitsipika ity, dia ho aminy anie ny fiadanana sy ny famindram-po, ary ho amin'ny Isiraelin'Andriamanitra.