Galatians 6:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho amin’ny fanahinareo anie, ry rahalahy, ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika! Amena!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho amin’ny fanahinareo anie, ry kristianina havana, ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika! Amen.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homba anareo anie, ry havana, ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompontsika! Amen.
Malagasy Bible 1865
Ho amin'ny fanahinareo anie, ry rahalahy, ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho amin’ny fanahinareo anie, ry rahalahy, ny fahasoavan’i Jesosy Kristy Tompontsika! Amena*!
malagasy
Ho amin'ny fanahinareo anie, ry rahalahy, ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompontsika. Amena.