Galatians 6:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifampitondrà izay mavesatra ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalànan’i Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mifampitondrà ny mavesatra ianareo, dia ho tanterakareo amin’izany ny lalàn’i Kristy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mifampitondrà izay mahavesatra, fa izany no hahatanterahanareo ny lalànan’i Kristy.
Malagasy Bible 1865
Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn'i Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifampitondrà izay mavesatra ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalànan’i Kristy*.
malagasy
Mifampitondrà izay mahavesatra, ary aoka izany no hahatanterahanareo ny lalàn'i Kristy.