Galatians 6:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha misy mihevi-tena ho zavatra, kanefa tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, nefa tsinontsinona izy, dia mamita-tena izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamita-tena izy;
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha misy mihevi-tena ho zavatra, kanefa tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.
malagasy
Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra, kanjo tsinontsinona, dia mamitaka ny tenany izy.