Galatians 6:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hizaha toetra ny asany avy ny olona rehetra, mba ho amin’ny tenany ihany izy no afaka hirehareha, fa tsy amin’ny olon-kafa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Samia mandinika ny asany avy, mba samy ho ny amin’ny tenany ihany no ho reharehany, fa tsy ho ny amin’ny an’olon-kafa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa samia mandinika ny asany avy, ka ny amin’ny tenany ihany no hahazoany mirehareha fa tsy ny amin’ny olon-kafa,
Malagasy Bible 1865
Fa aoka ny olona rehetra samy hizaha toetra ny asany avy, dia samy hanana hafaliana ny amin'ny tenany ihany izy, fa tsy ny amin'ny olon-kafa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hizaha toetra ny asany avy ny olona rehetra, mba ho amin’ny tenany ihany izy no afaka hirehareha, fa tsy amin’ny olon-kafa;
malagasy
Fa aoka ny olona rehetra samy hizaha toetra ny asany avy, dia samy hanana hafaliana ny amin'ny tenany ihany izy, fa tsy ny amin'ny olon-kafa;