Galatians 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria samy hitondra ny anjara entany avy ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria samy hitondra ny mavesatra ananany avy ny olona rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria samy hitondra ny anjara entany avy ny tsirairay.
Malagasy Bible 1865
fa samy hitondra ny entany avy ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria samy hitondra ny anjara entany avy ny olona rehetra.
malagasy
fa samy hitondra ny entany avy ny olona rehetra.