Galatians 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin’ny olona no hojinjainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza diso hevitra ianareo, Andriamanitra tsy azo vazivazina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mety hofitahina ianareo. Tsy azo vazivazîna Andriamanitra, fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy:
Malagasy Bible 1865
Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin’ny olona no hojinjainy.
malagasy
Aza mety hofitahina ianareo; Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no hojinjany.