Genesis 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia aoka ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin’ny tany! Dia nisy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary aoka ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra hanazava ny tany.» Dia tanteraka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra izy mba hanazava ny etỳ ambonin’ny tany.» Dia tanteraka izany.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka ho fanazavana eny amin'ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin'ny tany; dia nisy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia aoka ho fanazavana eny amin’ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin’ny tany! Dia nisy izany.
malagasy
Ary aoka ho fanazavana eny amin'ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin'ny tany; dia nisy izany.