Genesis 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe, dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro, ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina ary ny kintana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao ny fanazavana roa lehibe Andriamanitra: ny lehibebe kokoa hitarika ny andro, ny kelikely kokoa hitarika ny alina, ary nanao ny kintana koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Andriamanitra nanao ny loharanom-panazavana roa lehibe: ny lehibe kokoa dia ny masoandro mba hanapaka ny andro, ary ny kely kokoa dia ny volana mba hanapaka ny alina; dia nanao ireo kintana ihany koa Izy.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe, dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro ary ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina sy ny kintana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe, dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro, ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina ary ny kintana.
malagasy
Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe, dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro ary ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina sy ny kintana.