Genesis 1:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nametraka azy ireo eny amin’ny habakabaky ny lanitra mba hanazava eny ambonin’ny tany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Napetrak’Andriamanitra eo amin’ny habakabaky ny lanitra ireo hanazava ny tany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Napetrak’Andriamanitra teny amin’ny habakabaky ny lanitra ireny mba hanazava ny etỳ ambonin’ny tany
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nametraka azy teny amin'ny habakabaky ny lanitra hanazava eny ambonin'ny tany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nametraka azy ireo eny amin’ny habakabaky ny lanitra mba hanazava eny ambonin’ny tany
malagasy
Ary Andriamanitra nametraka azy teny amin'ny habakabaky ny lanitra hanazava eny ambonin'ny tany,