Genesis 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hitarika ny andro sy ny alina, hampisaraka ny mazava sy ny maizina; ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy hanapaka ny andro sy ny alina ary hampisaraka ny mazava sy ny haizina. Ka hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
Malagasy Bible 1865
sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina, ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.
malagasy
sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina, ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan'Andriamanitra fa tsara izany.