Genesis 1:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nitahy azy ireo ka niteny hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ka mamenoa ny rano ao amin’ny ranomasina; aoka ny vorona hihamaro eny ambonin’ny tany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitso-drano an’ireo Andriamanitra nanao hoe: «Miteraha maro sy mitomboa ary mamenoa ny ranomasina; ary aoka ny vorona hihamaro eo ambonin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsodrano azy Andriamanitra nanao hoe: «Aoka ireo zava-miaina ao anaty rano hiteraka maro sy hihabetsaka ary hameno ny ranomasina; ary aoka ny voro-manidina hihabetsaka eny ambonin’ny tany!»
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe: Maroa anaka sy mihabetsaha ary mamenoa ny rano ao amin'ny ranomasina; ary aoka ny vorona hihamaro eny ambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nitahy azy ireo ka niteny hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ka mamenoa ny rano ao amin’ny ranomasina; aoka ny vorona hihamaro eny ambonin’ny tany!
malagasy
Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe: Maroa anaka sy mihabetsaha ary mamenoa ny rano ao amin'ny ranomasina; ary aoka ny vorona hihamaro eny ambonin'ny tany.