Genesis 1:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitan’Andriamanitra fa tsara ny mazava ka nosarahin’Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hitan’Andriamanitra fa tsara ny mazava. Nosarahin’Andriamanitra ny mazava sy ny haizina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitan’Andriamanitra fa tsara ny mazava, koa nosarahiny ny mazava sy ny haizina.
Malagasy Bible 1865
Ary hitan'Andriamanitra fa tsara ny mazava; ary nampisarahin'Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitan’Andriamanitra fa tsara ny mazava ka nosarahin’Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.
malagasy
Ary hitan'Andriamanitra fa tsara ny mazava; ary nampisarahin'Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.