Genesis 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra niteny hoe: Misia habakabaka eo anelanelan’ny rano, ary aoka izany no hampisaraka ny rano amin’ny rano!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Andriamanitra: «Misia habakabaka eo anelanelan’ny rano, ary aoka izy hampisaraka ny rano amin’ny rano.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Andriamanitra niteny hoe: «Misia habakabaka mba hampisaraka ny rano ho antonta roa.»
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia habakabaka eo anelanelan'ny rano; ary aoka hampisaraka ny rano amin'ny rano izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra niteny hoe: Misia habakabaka eo anelanelan’ny rano, ary aoka izany no hampisaraka ny rano amin’ny rano!
malagasy
Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia habakabaka eo anelanelan'ny rano; ary aoka hampisaraka ny rano amin'ny rano izy.