Genesis 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra niteny hoe: Aoka hiangona ho eo amin’ny toerana iray ny rano izay eny ambanin’ny lanitra, ary aoka hiseho ny maina! Dia nisy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Andriamanitra: «Aoka hiangona amin’ny fitoerana iray ny rano eo ambanin’ny lanitra, ka aoka hiseho ny maina.» Dia tanteraka izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Andriamanitra niteny hoe: «Aoka hihandrona amin’ny toerana iray ny rano etỳ ambanin’ny lanitra ka ho hita ny toerana maina!» Dia tanteraka izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka hiangona ny rano eny ambanin'ny lanitra ho eo amin'ny fitoerana iray, ary aoka hiseho ny maina; dia nisy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra niteny hoe: Aoka hiangona ho eo amin’ny toerana iray ny rano izay eny ambanin’ny lanitra, ary aoka hiseho ny maina! Dia nisy izany.
malagasy
Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka hiangona ny rano eny ambanin'ny lanitra ho eo amin'ny fitoerana iray, ary aoka hiseho ny maina; dia nisy izany.