Genesis 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala avy tamin’izany tany izany izy ka nankany Asiria, dia nanorina an’i Ninive mbamin’i Rehobota-Ira, i Kala
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy ao amin’io tany io izy dia nankany Asora, ka nanorina an’i Niniva, i Rekôbôta-Ira, i Kale,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala tamin’izany tany izany i Nimrôda ho any Asiria ary nanangana tanàna, dia i Ninive sy i Rehôbôta-Hiry, i Kela,
Malagasy Bible 1865
Ary nivoaka avy tamin'izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an'i Ninive mbamin'i Rehobot-ira sy Kala
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala avy tamin’izany tany izany izy ka nankany Asiria, dia nanorina an’i Ninive mbamin’i Rehobota-Ira, i Kala
malagasy
Ary nivoaka avy tamin'izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an'i Ninive mbamin'i Rehobot-ira sy Kala