Genesis 10:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny Arvadita ary ny Zemarita sy ny Hamatita; tatỳ aoriana dia niely ireo fokon’ny Kananita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny Aradianina, ny Semareanina, ary ny Amateanina. Ary nony tatỳ aoriana niely ny fokon’ny Kananeanina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny Arvadita sy ny Tsemarita ary ny Hamatita. Taorian’izany dia niparitaka ireo foko kanahanita,
Malagasy Bible 1865
sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Hamatita; ary nony taoriana dia niely ny firenen'ny Kananita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny Arvadita ary ny Zemarita sy ny Hamatita; tatỳ aoriana dia niely ireo fokon’ny Kananita.
malagasy
sy ny Arvadita sy ny Zemarita ary ny Hamatita; ary nony taoriana dia niely ny firenen'ny Kananita.