Genesis 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no zanak’i Hama araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, amin’ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no taranak’i Kama, araka ny fianakaviany sy araka ny fiteniny avy, any amin’ny taniny sy any amin’ny fireneny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no zanakalahin’i Hama voatsinjara araka ny fokony sy ny fiteniny avy, ary ao amin’ny taniny sy ny fireneny avy.
Malagasy Bible 1865
Ireo no zanak'i Hama, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, amin'ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no zanak’i Hama araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, amin’ny fireneny.
malagasy
Ireo no zanak'i Hama, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, amin'ny fireneny.