Genesis 10:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteraka koa i Sema, razamben’ireo taranak’i Ebera rehetra, rahalahin’i Jafeta, izay zokiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitera-dahy koa i Sema, rain’ny zanak’i Ebera rehetra, sy zokin’i Jafeta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Sema zokin’i Jafeta dia mba niteraka ihany koa, fa izy no razamben’i Hebera sy ny taranany.
Malagasy Bible 1865
Dia niteraka koa Sema, rain'ny zanak'i Ebera rehetra rahalahin'i Jafeta, izay zokiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteraka koa i Sema, razamben’ireo taranak’i Ebera rehetra, rahalahin’i Jafeta, izay zokiny.
malagasy
Dia niteraka koa Sema, rain'ny zanak'i Ebera rehetra rahalahin'i Jafeta, izay zokiny.