Genesis 10:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Ebera dia niteraka roa lahy: Ny anaran’ny iray dia natao hoe Pelega satria tamin’ny androny no nizarana ny tany, ary Joktana no anaran’ny rahalahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa lahy no zanak’i Ebera, ka Falega no anaran’ny anankiray, fa tamin’ny androny dia voazara ny tany, ary Jektàna no anaran’ny rahalahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Hebera dia nanan-janaka roa lahy: ny anankiray dia nantsoina hoe Pegela na «Fizaràna» satria tamin’ny androny no nizara ny mponina teto an-tany, ary ny rahalahiny kosa dia nantsoina hoe Jôktàna.
Malagasy Bible 1865
Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Ebera dia niteraka roa lahy: Ny anaran’ny iray dia natao hoe Pelega satria tamin’ny androny no nizarana ny tany, ary Joktana no anaran’ny rahalahiny.
malagasy
Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran'ny iray natao hoe Palega, satria tamin'ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran'ny rahalahiny.