Genesis 10:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no zanak’i Sema araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, araka ny fireneny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no taranak’i Sema, araka ny fianakaviany sy araka ny fiteniny, any amin’ny taniny avy, araka ny fireneny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no zanakalahin’i Sema voatsinjara araka ny fokony sy ny fiteniny avy, ary ao amin’ny taniny sy ny fireneny avy.
Malagasy Bible 1865
Ireo no zanak'i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, araka ny fireneny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no zanak’i Sema araka ny fokony, araka ny fiteniny, amin’ny taniny, araka ny fireneny.
malagasy
Ireo no zanak'i Sema, araka ny mpianakaviny, araka ny fiteniny, amin'ny taniny, araka ny fireneny.Ireo no mpianakavin'ny zanak'i Noa, araka ny taranany, amin'ny fireneny; ary avy tamin'ireo no niavakavahan'ny firenena tambonin'ny tany taorian'ny safo-drano.