Genesis 10:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo no fokon’ireo zanak’i Noa araka ny taranany, amin’ny fireneny. Avy tamin’ireo no niparitahan’ny firenena tetỳ ambonin’ny tany taorianan’ny safodrano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo no fianakavian’ny zanak’i Nôe, araka ny taranany, any amin’ny fireneny avy. Avy amin’ireo ny firenena niely teto ambonin’ny tany, taorian’ny safodrano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no foko avy amin’ny zanakalahin’i Noà araka ny lisitry ny taranany isaky ny fireneny avy. Avy amin’ireo no niavian’ny firenena rehetra niparitaka eran-tany taorian’ny safo-drano.
Malagasy Bible 1865
Ireo no mpianakavin'ny zanak'i Noa, araka ny taranany, amin'ny fireneny; ary avy tamin'ireo no niavakavahan'ny firenena tambonin'ny tany taorian'ny safo-drano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo no fokon’ireo zanak’i Noa araka ny taranany, amin’ny fireneny. Avy tamin’ireo no niparitahan’ny firenena tetỳ ambonin’ny tany taorianan’ny safodrano.
malagasy
Ireo no mpianakavin'ny zanak'i Noa, araka ny taranany, amin'ny fireneny; ary avy tamin'ireo no niavakavahan'ny firenena tambonin'ny tany taorian'ny safo-drano.