Genesis 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy tamin’ireo ny firenena no niparitaka tany amin’ireo nosy, tany amin’ny taniny avy, samy araka ny fiteniny avy, araka ny mpianakaviny avy, tamin’ny fireneny avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy tamin’ireo no iavian’ny vahoaka miely amin’ny nosim-pirenena any amin’ny taniny avy, samy araka ny fiteniny sy araka ny fianakaviany, araka ny fireneny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo no zanakalahin’i Jafeta sady niavian’ny firenen-tsamihafa niparitaka any amin’ny nosy maro; ka samy nanana ny taniny araka ny fiteniny avy sy nanana ny fireneny araka ny fokony avy izy.
Malagasy Bible 1865
Avy tamin'ireo no niavakavahan'ny nosin'ny firenena tany amin'ny taniny, dia samy araka ny fiteniny avy, araka ny mpianakaviny avy, tamin'ny fireneny avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy tamin’ireo ny firenena no niparitaka tany amin’ireo nosy, tany amin’ny taniny avy, samy araka ny fiteniny avy, araka ny mpianakaviny avy, tamin’ny fireneny avy.
malagasy
Avy tamin'ireo no niavakavahan'ny nosin'ny firenena tany amin'ny taniny, dia samy araka ny fiteniny avy, araka ny mpianakaviny avy, tamin'ny fireneny avy.