Genesis 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Kosy dia niteraka an’i Nimroda; izy no tonga olo-mahery voalohany tetỳ ambonin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Kosy niteraka an’i Nemrôda, izay voalohan’olona manam-pahefana tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Kosy no rain’i Nimrôda izay lehilahy mahery voalohany teto an-tany.
Malagasy Bible 1865
Ary Kosy niteraka an'i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery tambonin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Kosy dia niteraka an’i Nimroda; izy no tonga olo-mahery voalohany tetỳ ambonin’ny tany.
malagasy
Ary Kosy niteraka an'i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery tambonin'ny tany.