Genesis 10:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpihaza mahery teo anatrehan’NY TOMPO izy, koa izany no nanaovan’ny olona hoe: Tahaka an’i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpihaza mahery teo anatrehan’i Iaveh izy, ka izany no anaovan’ny olona hoe: Tahaka an’i Nemrôda mpihaza mahery eo anatrehan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Nimrôda dia mpihaza mahery teo imason’ny TOMPO, ka niavian’ny ohabolana hoe: «Sahala amin’i Nimrôda, mpihaza mahery teo imason’ny TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan'i Jehovah, ka izany no nanaovan'ny olona hoe: Tahaka an'i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpihaza mahery teo anatrehan’NY TOMPO izy, koa izany no nanaovan’ny olona hoe: Tahaka an’i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan’NY TOMPO.
malagasy
Izy dia mpihaza mahery teo anatrehan'i Jehovah, ka izany no nanaovan'ny olona hoe: Tahaka an'i Nimroda, mpihaza mahery eo anatrehan'i Jehovah.