Genesis 12:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miangavy anao aho, lazao fa anabaviko ianao mba hanisiany soa ahy noho ny aminao ka ho velona aho noho ny aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa lazao fa anabaviko ianao, ka ianao no handraisany ahy tsara ary ianao no hamelany ahy ho velona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aoka holazainao amin’ireo fa anabaviko ianao mba horaisiny tsara aho noho ny aminao, ary hovelominy noho ny aminao!
Malagasy Bible 1865
Masìna ianao, lazao fa anabaviko ianao, mba hasiany soa aho noho ny aminao, ka ianao no hamelomany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miangavy anao aho, lazao fa anabaviko ianao mba hanisiany soa ahy noho ny aminao ka ho velona aho noho ny aminao.
malagasy
Masìna ianao, lazao fa anabaviko ianao, mba hasiany soa aho noho ny aminao, ka ianao no hamelomany ahy.