Genesis 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita azy koa ireo tandapan’i Farao ka nidera azy tamin’i Farao; dia noentina tao an-tranon’i Farao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita azy ny lehibe ao amin’i Faraôna dia nataony laza masaka tamin’i Faraôna izy: ary nalaina ho ao an-dapan’i Faraôna ravehivavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita azy ny manamboninahitry ny Farao ka lasa nidera azy tany amin’ny Farao; koa nampanalaina ho any an-dapan’ny Farao ilay ramatoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita azy ny tandapan'i Farao ka nidera azy tamin'i Farao; dia nentina tao an-tranon'i Farao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita azy koa ireo tandapan’i Farao ka nidera azy tamin’i Farao; dia noentina tao an-tranon’i Farao izy.
malagasy
Ary nahita azy ny tandapan'i Farao ka nidera azy tamin'i Farao; dia nentina tao an-tranon'i Farao izy.