Genesis 12:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nasian’i Farao soa i Abrama noho ny amin’i Saray; nahazo ondry, omby, borikilahy, mpanompolahy, mpanompovavy, borikivavy ary rameva izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasiany soa i Abrama noho ny amin-dravehivavy, ka nahazo ondry, omby, ampondra, mpanompo lahy sy mpanompo vavy, ampondra vavy sy rameva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny aminy dia nasian’ny Farao soa i Abrama ka nomeny ondry aman’osy sy omby, mpanompo lahy sy vavy mbamin’ny boriky sy rameva.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrama nasian'i Farao soa noho ny amin'i Saray; dia nahazo ondry sy omby sy borikilahy sy andevolahy sy andevovavy sy borikivavy sy rameva izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nasian’i Farao soa i Abrama noho ny amin’i Saray; nahazo ondry, omby, borikilahy, mpanompolahy, mpanompovavy, borikivavy ary rameva izy.
malagasy
Ary Abrama nasian'i Farao soa noho ny amin'i Saray; dia nahazo ondry sy omby sy borikilahy sy andevolahy sy andevovavy sy borikivavy sy rameva izy.