Genesis 12:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nasian’NY TOMPO areti-mandoza anefa i Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa loza mafy dia mafy no namelezan’i Iaveh an’i Faraôna sy ny ankohonany, noho ny amin’i Saray vadin’i Abrama,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPO namely loza goavana ny Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama.
Malagasy Bible 1865
Dia nasian'i Jehovah areti-mandoza Farao sy ny ankohonany noho ny amin'i Saray, vadin'i Abrama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nasian’NY TOMPO areti-mandoza anefa i Farao sy ny ankohonany noho ny amin’i Saray, vadin’i Abrama.
malagasy
Dia nasian'i Jehovah areti-mandoza Farao sy ny ankohonany noho ny amin'i Saray, vadin'i Abrama.