Genesis 12:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ianao no nilaza hoe: Anabaviko izy? Nefa noho izay no nakako azy ho vady. Koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento any izy dia mandehana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nataonao hoe: anabaviko izy; ka tonga nalaiko ho vady. Koa indro ankehitriny ny vadinao, raiso izy ka mandehana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana moa no nolazainao fa anabavinao izy, ka dia nalaiko ho vadiko? Izao ankehitriny izao, iny raiso ny vadinao ka mandehana!
Malagasy Bible 1865
Nahoana ianao no nanao hoe: Anabaviko izy? ka nalaiko ho vady izy; koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento izy, ka mandehana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ianao no nilaza hoe: Anabaviko izy? Nefa noho izay no nakako azy ho vady. Koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento any izy dia mandehana!
malagasy
Nahoana ianao no nanao hoe: Anabaviko izy? ka nalaiko ho vady izy; koa ankehitriny, indro ny vadinao, ento izy, ka mandehana.Dia nomen'i Farao teny ny mpanompony sasany ny amin'i Abrama; ary dia nanatitra azy sy ny vadiny mbamin'ny fananany rehetra ireo.