Genesis 12:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanome baiko ireo mpanompony i Farao handefa an’i Abrama sy ny vadiny mbamin’ny fananany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nohafatrafaran’i Faraôna ny mpanompony, ny amin’i Abrama, ka nalefany hody izy sy ny vadiny, omban’ny fananany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nobaikoin’ny Farao ireo mpanompony mba handefa an’i Abrama sy ny vadiny mbamin’ny fananany rehetra.
Malagasy Bible 1865
Dia nomen'i Farao teny ny mpanompony sasany ny amin'i Abrama; ary dia nanatitra azy sy ny vadiny mbamin'ny fananany rehetra ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanome baiko ireo mpanompony i Farao handefa an’i Abrama sy ny vadiny mbamin’ny fananany rehetra.
malagasy
Dia nomen'i Farao teny ny mpanompony sasany ny amin'i Abrama; ary dia nanatitra azy sy ny vadiny mbamin'ny fananany rehetra ireo.