Genesis 12:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Abrama dia nitety ny tany hatrany Sekema, hatreo amin’ny hazo terebintan’i More. Ny Kananita no tao amin’ny tany Kanana tamin’izany fotoana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaky ny tany i Abrama, hatrany amin’ny fitoerana atao hoe Sikema, hatrany amin’ny terebintan’i Môre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Abrama namakivaky ny tany hatrany amin’ny hazo ôakan’i Môre, any Sekema. Ny Kanahanita no nipetraka tamin’iny faritra iny tamin’izany.
Malagasy Bible 1865
Ary Abrama dia nitety ny tany hatrany Sekema, dia tao an-kazo terebintan'i More. Ary ny Kananita no tompon-tany tany Kanana fahizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Abrama dia nitety ny tany hatrany Sekema, hatreo amin’ny hazo terebinta* n’i More. Ny Kananita no tao amin’ny tany Kanana tamin’izany fotoana izany.
malagasy
Ary Abrama dia nitety ny tany hatrany Sekema, dia tao an-kazo terebintan'i More. Ary ny Kananita no tompon-tany tany Kanana fahizay.