Genesis 12:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO niseho tamin’i Abrama ka niteny hoe: Ny taranakao no homeko ity tany ity. Dia teo izy no nanorina alitara ho an’NY TOMPO izay niseho taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Kananeanina tamin’izay no nitoetra tamin’ny tany. Niseho tamin’i Abrama i Iaveh ka nanao hoe: «Homeko ny taranakao ity tany ity.» Ary teo i Abrama nanorina ôtely ho an’i Iaveh izay niseho taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niseho tamin’i Abrama ny TOMPO ka niteny taminy hoe: «Homeko ny taranakao ity tany ity.» Dia nanorina alitara ho an’ny TOMPO i Abrama teo amin’io toerana izay nisehoan’ny TOMPO taminy io.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah niseho tamin'i Abrama ka nanao hoe: Ny taranakao no homeko ity tany ity. Dia nanorina alitara teo izy ho an'i Jehovah Izay niseho taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO niseho tamin’i Abrama ka niteny hoe: Ny taranakao no homeko ity tany ity. Dia teo izy no nanorina alitara ho an’NY TOMPO izay niseho taminy.
malagasy
Ary Jehovah niseho tamin'i Abrama ka nanao hoe: Ny taranakao no homeko ity tany ity. Dia nanorina alitara teo izy ho an'i Jehovah Izay niseho taminy.