Genesis 13:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna ianao ka mandehana mitety ny tany amin’ny lavany sy ny sakany fa homeko anao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitsangàna ianao, tetezo an-davany sy an-tsakany ny tany, fa homeko anao izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miaingà ka mandehana mamakivaky ny tany amin’ny sakany sy lavany, fa homeko anao izy.
Malagasy Bible 1865
Miaingà ianao, mandehana mitety ny tany, dia any amin'ny lavany sy any amin'ny sakany; fa homeko anao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna ianao ka mandehana mitety ny tany amin’ny lavany sy ny sakany fa homeko anao izany.
malagasy
Miaingà ianao, mandehana mitety ny tany, dia any amin'ny lavany sy any amin'ny sakany; fa homeko anao izy.Ary Abrama nifindrafindra toby. dia nandeha ka nonina teo an-kazo terebintan'i Mamre, izay any Hebrona, ary nanorina alitara teo ho an'i Jehovah izy.