Genesis 13:7 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niady ny mpiandry ombin’i Abrama sy ny mpiandry ombin’i Lota. Ny Kananita sy ny Perizita no nonina tao Kanana tamin’izany fotoana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifanditra ny mpiandry ondrin’i Abrama sy ny mpiandry ondrin’i Lôta. Ny Kananeanina sy ny Ferezeanina no nitoetra tamin’ny tany tamin’izay.
Malagasy Bible 1865
Dia niady ny mpiandry ombin'i Abrama sy ny mpiandry ombin'i Lota; ary ny Kananita sy ny Perizita no tompon-tany tao Kanana fahizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niady ny mpiandry ombin’i Abrama sy ny mpiandry ombin’i Lota. Ny Kananita sy ny Perizita no nonina tao Kanana tamin’izany fotoana izany.
malagasy
Dia niady ny mpiandry ombin'i Abrama sy ny mpiandry ombin'i Lota; ary ny Kananita sy ny Perizita no tompon-tany tao Kanana fahizay.