Genesis 14:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Sinara, i Arioka, mpanjakan’i Elasara, i Kedorlaomera, mpanjakan’i Elama, ary i Tidala, mpanjakan’ny Goima,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Senaara, sy i Ariòka, mpanjakan’i Elasara, sy i Kodôrlahômôra, mpanjakan’i Elama, ary i Tadala, mpanjakan’i Gôima,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany, i Amrafela mpanjakan’i Sinehara, i Ariôka mpanjakan’i Elasara, i Kedôrlahômera mpanjakan’i Helama, ary i Tidehala mpanjakan’i Goîma,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andron'i Amrafela. mpanjakan'i Sinara, sy Arioka, mpanjakan'i Elasara. sy Kedorlaomera mpanjakan'i Elama. ary Tidala. mpanjakan'ny Goima,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andron’i Amrafela, mpanjakan’i Sinara, i Arioka, mpanjakan’i Elasara, i Kedorlaomera, mpanjakan’i Elama, ary i Tidala, mpanjakan’ny Goima,
malagasy
[Ny namaboana an'i Lota sy ny namonjen'i Abrama azy, ary ny nitsenan'i Melkizedeka an'i Abrama] Ary tamin'ny andron'i Amrafela. mpanjakan'i Sinara, sy Arioka, mpanjakan'i Elasara. sy Kedorlaomera mpanjakan'i Elama. ary Tidala. mpanjakan'ny Goima,