Genesis 14:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nobaboin’izy ireo ny fananana sy ny hanina rehetra tao Sodoma sy Gomora, dia lasa izy ireo nandeha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofaohin-dry zareo avokoa ny fananana rehetra tao Sôdôma sy Gômôra, mbamin’ny hanina rehetra tao, dia nandeha izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofaohin’ireo mpandresy avokoa ny haren’ny tao Sôdôma sy tao Gômôra mbamin’ny sakafo rehetra, dia lasa izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary izy ireo namabo ny fananana rehetra tao Sodoma sy Gomora ary ny hanina rehetra. dia lasa nandeha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nobaboin’izy ireo ny fananana sy ny hanina rehetra tao Sodoma sy Gomora, dia lasa izy ireo nandeha.
malagasy
Ary izy ireo namabo ny fananana rehetra tao Sodoma sy Gomora ary ny hanina rehetra. dia lasa nandeha.