Genesis 14:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifampizara ho antokotokony izy sy ireo mpanompony nony alina ka namely azy ireo ary nanenjika azy hatrany Hoba, izay any avaratr’i Damaskosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natokotokony ny olona nentiny mba hanao sovokalina izy sy ireto mpanompony, ka nandresy sy nanenjika an-dry zareo hatrany Hôba, ao ankavian’i Damasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natsitokotokon’i Abrama ireo mpanompony mba hanafihana azy amin’ny alina. Dia resiny ireo mpanjaka, ka nenjehiny hatrany Hôbà, any avaratr’i Damasy.
Malagasy Bible 1865
Dia nitokotoko hamely azy nony alina izy sy ny andevolahiny; dia namely azy izy ka nanenjika azy hatrany Hoba, izay ao avaratr'i Damaskosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifampizara ho antokotokony izy sy ireo mpanompony nony alina ka namely azy ireo ary nanenjika azy hatrany Hoba, izay any avaratr’i Damaskosy.
malagasy
Dia nitokotoko hamely azy nony alina izy sy ny andevolahiny; dia namely azy izy ka nanenjika azy hatrany Hoba, izay ao avaratr'i Damaskosy.