Genesis 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia nandeha izy ireo ka nanafika an’i Bera, mpanjakan’i Sodoma, i Birsa, mpanjakan’i Gomora, i Sinaba, mpanjakan’i Adma, i Semebera, mpanjakan’i Zeboima, ary ny mpanjakan’i Bela, dia i Zoara izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia sendra rafitra ady izy ireo tamin’i Barà, mpanjakan’i Sôdôma sy i Bersà, mpanjakan’i Gômôra, sy i Senaaba, mpanjakan’i Adamà, sy i Seneber, mpanjakan’i Sebôima, ary ny mpanjakan’i Balà, dia i Segôra izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia niady tamin’i Bera mpanjakan’i Sôdôma sy i Birsa mpanjakan’i Gômôra sy i Sinàba mpanjakan’i Admà sy i Semebera mpanjakan’i Tsebôima ary ny mpanjakan’i Bela na hoe Tsôhara.
Malagasy Bible 1865
dia nandeha izy ireo ka nanafika an'i Bera, mpanjakan'i Sodoma. sy Birsa, mpanjakan'i Gomora. sy Sinaba, mpanjakan'i Adma, sy Semebera, mpanjakan'i Zeboima, ary ny mpanjakan'i Bela (dia Zoara izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia nandeha izy ireo ka nanafika an’i Bera, mpanjakan’i Sodoma, i Birsa, mpanjakan’i Gomora, i Sinaba, mpanjakan’i Adma, i Semebera, mpanjakan’i Zeboima, ary ny mpanjakan’i Bela, dia i Zoara izany.
malagasy
dia nandeha izy ireo ka nanafika an'i Bera, mpanjakan'i Sodoma. sy Birsa, mpanjakan'i Gomora. sy Sinaba, mpanjakan'i Adma, sy Semebera, mpanjakan'i Zeboima, ary ny mpanjakan'i Bela (dia Zoara izany).