Genesis 14:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie Andriamanitra Avo Indrindra, izay nanolotra ny fahavalonao teo an-tananao! Dia nomen’i Abrama azy ny ampahafolon’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hisaorana anie Andriamanitra avo indrindra Izay nanolotra ny fahavalonao ho eo an-tananao. Ary i Abrama kosa dia nanome azy ny ampahafolon’ny zavatra rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoderaina anie Andriamanitra avo indrindra Izay nanolotra ny fahavalonao ho eo an-tananao! Dia nomen’i Abrama an’i Melkitsedèka ny ampahafolon’ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary isaorana anie Andriamanitra Avo Indrindra, Izay efa nanolotra ny fahavalonao teo an-tananao. Dia nomen'i Abrama azy ny ampahafolon'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie Andriamanitra Avo Indrindra, izay nanolotra ny fahavalonao teo an-tananao! Dia nomen’i Abrama azy ny ampahafolon’ny zavatra rehetra.
malagasy
Ary isaorana anie Andriamanitra Avo Indrindra, Izay efa nanolotra ny fahavalonao teo an-tananao. Dia nomen'i Abrama azy ny ampahafolon'ny zavatra rehetra.