Genesis 14:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjakan’i Sodoma tamin’i Abrama: Omeo ahy ny olona fa ny fananana ento ho anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny mpanjakan’i Sôdôma tamin’i Abrama: «Omeo ahy ny olona fa ny fananana no ento ho anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpanjakan’i Sôdôma dia niteny tamin’i Abrama hoe: –Omeo ahy ny olona fa ento ho anao kosa ny harena.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjakan'i Sodoma tamin'i Abrama: Omeo ahy ny olona, fa ny fananana ento ihany ho anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjakan’i Sodoma tamin’i Abrama: Omeo ahy ny olona fa ny fananana ento ho anao.
malagasy
Ary hoy ny mpanjakan'i Sodoma tamin'i Abrama: Omeo ahy ny olona, fa ny fananana ento ihany ho anao.