Genesis 14:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ireo rehetra ireo dia nifamotoana ka nivory tao an-dohasahan’i Sidima dia ny Ranomasina Maty izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivory tao an-dohasahan’i Sidima, dia ny Ranomasin-tSira izany, ireto farany ireto;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy rehetra ireo dia nifamotoana tao amin’ny lohasahan’ny Sidima, izay rakotry ny Ranomasina Maty ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Ary ireo rehetra ireo dia nanao fotoana ka nivory tao an-dohasahan'i Sidima (dia ny Ranomasin-tsira izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ireo rehetra ireo dia nifamotoana ka nivory tao an-dohasahan’i Sidima dia ny Ranomasina Maty izany.
malagasy
Ary ireo rehetra ireo dia nanao fotoana ka nivory tao an-dohasahan'i Sidima (dia ny Ranomasin-tsira izany).