Genesis 14:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanompo an’i Kedorlaomera roa amby folo taona ireo, fa tamin’ny taona fahatelo amby folo kosa izy ireo dia nikomy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa efa nanoa an’i Kodôrlahômôra roa ambin’ny folo taona izy ireo, no vao niodina taminy nony tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny roa ambin’ny folo taona izy ireo dia nanompo an’i Kedôrlahômera fa tamin’ny taona fahatelo ambin’ny folo kosa izy dia nikomy.
Malagasy Bible 1865
Fa efa nanompo an'i Kedorlaomera roa ambin'ny folo taona ireo, fa tamin'ny taona fahatelo ambin'ny folo kosa dia niodina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanompo an’i Kedorlaomera roa amby folo taona ireo, fa tamin’ny taona fahatelo amby folo kosa izy ireo dia nikomy.
malagasy
Fa efa nanompo an'i Kedorlaomera roa ambin'ny folo taona ireo, fa tamin'ny taona fahatelo ambin'ny folo kosa dia niodina izy.