Genesis 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahefatra amby folo dia tonga i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka niaraka taminy ka namely ny Refaita tany Astarota-Karnaima, ny Zozima tany Hama, ny Emima tany Save-Kiriataima,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo anefa, niainga i Kodôrlahômôra sy ireo mpanjaka nomba azy, ka nasiany avokoa ny Refaima tao Astarôta-Karmaima, ny Zosima tao Hama, ny Emima teo amin’ny tany lemak’i Kariataima;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahefatra ambin’ny folo dia tonga i Kedorlahômera mbamin’ireo mpanjaka nomba azy ka nandresy ireo Refaita tao Hastarôta-Karnaîma sy ny Zozita tao Hama sy ireo Emita tao amin’ny lemak’i Kiriataîma
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahefatra ambin'ny folo dia tonga Kedorlaomera sy ireo mpanjaka nomba azy ka namely ny Refaita tany Astarta-karnaima sy ny Zozima tany Hama ary ny Emima tany Save-kiriataima
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahefatra amby folo dia tonga i Kedorlaomera sy ireo mpanjaka niaraka taminy ka namely ny Refaita tany Astarota-Karnaima, ny Zozima tany Hama, ny Emima tany Save-Kiriataima,
malagasy
Ary tamin'ny taona fahefatra ambin'ny folo dia tonga Kedorlaomera sy ireo mpanjaka nomba azy ka namely ny Refaita tany Astarta-karnaima sy ny Zozima tany Hama ary ny Emima tany Save-kiriataima