Genesis 14:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seìra hatrany El-Parana, izay eny anilan’ny tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny Hôreanina teo an-tendrombohitra Seira fonenany, hatrany El- Faràna, izay ao akaikin’ny efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary ireo Horita tao an-tendrombohitr’i Sehira ka hatrany Ely-Paràna izay akaikin’ny taniefitra.
Malagasy Bible 1865
ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany Elparana, izay eo anilan'ny efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seìra hatrany El-Parana, izay eny anilan’ny tany efitra.
malagasy
ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany Elparana, izay eo anilan'ny efitra.