Genesis 14:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tamin’i Kedorlaomera, mpanjakan’i Elama, sy i Tidala, mpanjakan’i Goima, ary i Amrafela, mpanjakan’i Sinara, sy i Arioka, mpanjakan’i Elasara; mpanjaka efatra izany no niady tamin’ny mpanjaka dimy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tamin’i Kodôrlahômôra mpanjakan’i Elama, i Tadala mpanjakan’i Gôima i Amrafeta mpanjakan’i Senaara, ary i Ariòka mpanjakan’i Elasara; efatra noho dimy ireo mpanjaka ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izany hoe i Kedôrlahômera mpanjakan’i Helama, sy i Tidehala mpanjakan’i Gôima, sy i Amrafela mpanjakan’i Sinehara, ary i Ariôka mpanjakan’i Elasara; mpanjaka dimy mikatroka amin’ny efatra.
Malagasy Bible 1865
dia tamin'Kedorlaomera, mpanjakan'i Elama, sy Tidala, mpanjakan'ny Goima sy Amrafela, mpanjakan'i Sinara ary Arioka, mpanjakan'i Elasara; dia mpanjaka efatra no niady tamin'ny mpanjaka dimy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
dia tamin'Kedorlaomera, mpanjakan'i Elama, sy Tidala, mpanjakan'ny Goima sy Amrafela, mpanjakan'i Sinara ary Arioka, mpanjakan'i Elasara; dia mpanjaka efatra no niady tamin'ny mpanjaka dimy.