Genesis 15:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny teo Aminy izany rehetra izany; nosasahiny ireny ka nampifanandrifiny avy ny tapany, fa ny vorona kosa dia tsy mba nosasahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentin’i Abrama nankeo aminy ireo biby rehetra ireo, ka nosasahiny roa mitovy avy izy ireo dia nampifanandrifiany avy ny vakiny; fa ny vorona tsy mba nosasahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’i Abrama teo amin’ny TOMPO ireo rehetra ireo, ary nosasahiny teo afovoany afa-tsy ny vorona ka napetrany mifanatrika ny tapany avy.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny teo aminy izany rehetra izany; ary nosasahiny ireny, ka nampifanandrifiny avy ny tapany; fa ny vorona tsy mba nosasahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny teo Aminy izany rehetra izany; nosasahiny ireny ka nampifanandrifiny avy ny tapany, fa ny vorona kosa dia tsy mba nosasahiny.
malagasy
Dia nentiny teo aminy izany rehetra izany; ary nosasahiny ireny, ka nampifanandrifiny avy ny tapany; fa ny vorona tsy mba nosasahiny.