Genesis 15:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa hilentika ny masoandro dia sondrian-tory i Abrama; ary indro, nisy haizimbe mahatahotra tonga taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ilay nilentika iny ny masoandro dia rendriky ny torimaso mafy i Abrama, ary indro notsindrian’ny tahotra mafy sy ny haizim-pito izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony efa hilentika ny masoandro, dia renoky ny torimaso lalina i Abrama, ka indro nisy haizina lehibe mampatahotra nanarona azy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa hilentika ny masoandro, dia sondrian-tory Abrama; ary, indro, aizina mahatsiravina indrindra no nahazo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa hilentika ny masoandro dia sondrian-tory i Abrama; ary indro, nisy haizimbe mahatahotra tonga taminy.
malagasy
Ary rehefa hilentika ny masoandro, dia sondrian-tory Abrama; ary, indro, aizina mahatsiravina indrindra no nahazo azy.