Genesis 15:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izany firenena izany kosa, izay hotompoiny, dia hotsaraiko; ary rehefa afaka izany dia hiala avy any mitondra fananana be dia be ny taranakao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hotsaraiko ny firenena izay hanandevo azy, ka rehefa afaka izy ireo dia hivoaka avy any mitondra harem-be.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo kosa dia hofaiziko ny firenena izay notompoiny, ka hiainga mitondra fananam-be avy any ireo taranakao.
Malagasy Bible 1865
Ary izany firenena izany kosa, izay hotompoiny, dia hotsaraiko; ary rehefa afaka izany, dia hivoaka mitondra harem-bevava izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izany firenena izany kosa, izay hotompoiny, dia hotsaraiko; ary rehefa afaka izany dia hiala avy any mitondra fananana be dia be ny taranakao.
malagasy
Ary izany firenena izany kosa, izay hotompoiny, dia hotsaraiko; ary rehefa afaka izany, dia hivoaka mitondra harem-bevava izy.