Genesis 15:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa amin’ny andron’ny zafiafy dia hiverina atỳ izy ireo; satria mbola tsy feno ny heloky ny Amorita hatramin’izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izy ireo kosa rehefa mby amin’ny taranaka fahefatra dia hiverina aty; fa hatramin’izao dia mbola tsy feno mitafotafo ny faharatsian’ny Amôreana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny taranakao fahefatra vao hiverina eto izy ireo, satria mandraka androany dia tsy mbola feno ny heloky ny Amôrita handroahako azy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mby amin'ny zafiafy, dia hiverina atỳ izy; fa tsy mbola tanteraka ny heloky ny Amorita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa amin’ny andron’ny zafiafy dia hiverina atỳ izy ireo; satria mbola tsy feno ny heloky ny Amorita hatramin’izao.
malagasy
Fa raha mby amin'ny zafiafy, dia hiverina atỳ izy; fa tsy mbola tanteraka ny heloky ny Amorita.